Abidy ara-drafipeo iraisam-pirenena : Fahasamihafan'ny versiona roa

 
== Fototra ==
 
[[Sary:Ipa-chart-all-1000px.png|thumb|Ny sary momban'ny renifeo sy zanapeon'ny AAI|225px|right]]
 
Ny isan'ny mariky ny AAI dia misy 118 ary io mandrakotra ny feo miseho matetiika amin'ny fitenin'ny olomelona. Ny litera ampiasaina dia avy amin'ny litera grika na latina. Ireo litera ireo no avadibadika sy ovaovaina. Mba hanome ny litera toy izao : ɾ, ɽ, ɺ, ɹ (avy amin'ny r) ; ɘ, ə (avy amin'ny e). Ny feo tsy dia mitranga matetika dia soratana avy amin'ny litera efa misy ary ampiana diakritika iray na maromaro (miisa 76) eo amin'ny lohavy lohany : ohatra, ny ''b'' an'ny fiteny Espaniola ''caber'' dia soratana [β̞] fa tsy [β]. Misy koa litera manokana hanoratana ny feo toy ny tsindrim-peo : [ˈdʊl·dn̩], fanoratana amin'ny AAI ny matoanteny alemana ''dulden''.