Fiteny singaley: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Rôbô Nanampy: en:Sinhala language; changement de type cosmétique |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-20:
Ny fiteny singalesa dia nindrana teny tany amin'ny fiteny pāli, tany amin'ny fiteny sanskrity sy tany amin'ny tamil, ary hatry ny taonjato faha 16, tamin'ny [[portogey]], tamin'ny [[neerlandey]] ary tamin'ny [[anglisy]].
== Etimôlôjia ==
''Sinhala'' dia teny avy amin'ny fiteny [[sanskrity]] ; ny teny amin'ny fiteny Indianina Anivo dia ''Sīhala'' ; ny teny amin'ny fiteny silgalesa ankehitriny dia ''heḷa'' na ''eḷu''. Ny sanskrity sy ny Indianina anivo dia manana ny teny « ''[[liona]]'' » (''siṃha'' sy ''sīha'') anatin'ny fiteniny. Araka ny maribolana, i Sinhabahu na Sīhabāhu, dia zanaky ny printsesy Vanga sy liona iray. Namono ny rainy izy ary lasa [[mpanjaka]]n'i Vanga. Ny zanany [[Vijaya]] dia nifindra tany atsimon' India mba ho lasa razan'ny Singalesa ankehitriny. Raha raisina an'isa ny porofo ara-piteny, ny tenin'ny anaram-ponina dia midika « liona »
{{vangovango}}
|