Aratra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Rôbô Nanampy: fiu-vro:Eelektri
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''aratra''' dia vokatry ny fisiana sy fihetsehan'ny [[elekitrôna]] amin'ny toerana na zavatra iray. Ny ''aratra'' no mahatonga ny [[varatra]], [[kianjanaratra]], sy ny [[herinaratra]] fampiasa andavan'andro amin'ny fitaovana toy ny [[jiro]], [[radiô]], [[milina fikajiana]], sy sisa tsy voatanisa.
== Ny tantarany ==
 
Ny tondron'ny aratra dia nanomboka fantatra tamin'ny taonjato faha 17, ny fifehezana ny aratra dia nafahana nanombohana ny revôlisiôna ara-taozava-baventy faharoa tamin'ny taonjato faha 19. Ankehitriny, hita na aiza na aiza ny aratra eny amin'ny firenena mandroso : avy amin'ny loharanon-angôvo (rano, hafanana, sy ny vaonin'atôma), ny aratra amin'izao tontolo izao dia angôvo ampiasaina amin'ny raharaha ao an-trano sy ny asa eny amin'ny taozava-baventy.
== Ny elekitrôna ==
 
== Ny kianjanaratratondron'ny aratra ==
 
Ny aratra dia avy amin'ny fihetsehan'ny voanaratra ny raha iavian'ny aratra.
== Ny angovon'aratra ==
 
Tahaka ny lanja, ny voanaratra dia toetran-draha, afahana manazava ny fiavian'ny zava-miseho sasantsasany. Dikan'izany tsy ary nahita voanaratra izany mihitsy ny olona, fa ny siantifika dia nahita fitovizana tamin'ny fihetsiky ny poti-javatra. Nilaza izareo fa manan-tondro iraisana ny poti-javatra.
 
Misy karazana voanaratra roa ; izy ireo dia voanaratra miabo, si miibo. Araka ny anarany, ireo voanaratra roa ireo dia mifanohitra.
 
{|border="0" cellspacing="10" align="center" valign="top"
|width="50%" align="center" |[[sary:Elechargepm.svg|100px]]
|width="50%" align="center" |[[sary:Elechargepp.svg|100px]]
|-align="center"
|''Mifanintona ny voanaratra roa samihafa''
|''Mifanosika ny voanaratra mitovy karazana''
|}
 
Ny voanaratra roa smaihafa dia mifanafoana. Izany midika fa mitovy ''isa'' ny voanaratra miabo sy miibo, ary ny fihetsika rehefa izany dia hoatry ny hoe tsy misy voanaratra. Lazaina fa tsy mirona izy.
 
== Ny varatra ==