Saikanosy Iberika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Rôbô Nanampy: gv:Lieh-innys ny h-Ibeir
Andalana faha-25:
 
=== Tendrombohitra ===
 
Ny tendrombohitra ao amin'ny tanjona Iberika dia somary mifanitsy. Manao atsinanana-andrefana ny akabeazan'ny tendrombohitra avo any amin'ny tanjona iberika. Ny mampisy io zavatra io dia ny tantara ara-jeôlôjikan' ilay tanjona. Ny tendrombohitra dia : ny Pyrénées, mihampita ny isman'ny tanjona, tsy mandrara ny fandehanana any amin'ny tanjona raha tsy avy amin'ny amorontsiraka, ny tendrombohitra kantabrika, any amin'ny faritra avaratry ny tanjona iberika, ny Sierra sde Guadarrama, ny Sierra de Gredos, ny Sierra de Gata ary ny Serra da Estrella ; any atsimo indray misy ny Sierra Morena sy ny Sierra Nevada.
 
=== Renirano ===