Venosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:VenosyVenus-real.jpg|200px|ankavanana|thumb|Venosy]]
 
'''Venosy''' ny [[fajiry]] faha roa ny système solaire raha kaontiana avy amin'ny [[masoandro]]. 224 andro ny halavan'ny taonany. Izy ny [[kintana]] anisan'ny mazava indrindra any an-danitra miaraka amin'ny [[herin-kazavana]]na -4,6, eo aorian'ny [[Masoandro]] (-26,73) sy ny [[Volana]] (-12,6) ; mora hita hita izy amin'ny alina. Noho ny akekezany amin'ny Masoandro, hita fa tsy dia lavitry ny masoandro izy. Tsy manana zana-bolana ny Venosy.