Haifisaina sy hetsi-po: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-6:
== Dika ==
 
Amin'ny lafiny [[etimôlôjika]](fototeny), ny '''toe-tsaina''' dia ny fandinihana ny fanahy na psike (frantsay ''psyché'' avy amin'ny fiteny grika ''psukhê''). Amin'ny dikany amin'ny teny grika taloha, io fandinihana io dia miankina amin'ny asa psikôfiziôlojika, araka ny fitsapa (fahitana, tanjona, fihetsika), araka ny fahakingana ny saina (toe-tsaina mikasika ny fahalalana). Fa ny toe-tsaina dia tsy hoe fandinihana ny anjaraasan'ny fanahy, izy koa dia fanakekezana ara-pinoana (casuistique) an'ny subjectivité, ny fikarohana ny fahamarinana ao amin'ny maha-izy ny tsirairay ary amin'ny maha-izy azy an'ny lazaina. Ny Fanahy dia tsy hoe toerana isian'ny fifandraisana sy ny fanakambana fotsiny, manome dika ohatry ny olona miheritreritra afaka mihevi-tena izy eo alohan'ny tany, ary io ao amin'ny fifandraisana ara-javatra na amin'ny alàlan'ny hevitra.
 
Ny zavatra hodinihana amin'ny toe-tsaina dia adihevitra mbola tsy nidiana hatry ny taonjato maro. Araka ny mpanoratra, ny toe-tsaina dia mihodikodina manodidin'ny zavatra misamihafa, tsy afahana manapahan-kevitra hoe inona ny teôria tokana ho eken'ny rehetra.