Haifisaina sy hetsi-po: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-11:
 
Ny ratsana maro samihafa an'ny toe-tsaina dia misamihafa na amin'ny fomba ampiasaina (ara-klinika na ara-panandramana), na amin'ny zavatra ataon'ny olona (asa, fitadidiana, fitsapa, fianarana, fikarakarana, fihetsika anety vory sns.), na amin'ny taranja fikarohana (toe-tsaina mikasika ny fahalalana, psikôpatôlôjia, toe-tsaina ara-piara-monina, toe-tsain'ny zaza, psikôfiziôlôjia, toe-tsain'ny biby).
 
Ny fiorenan'ny Foto-pisainana dia mety mifandray sy mifanaraka amin'ny toe-javatra hafa,mety hoe amin'ny sehatra voafaritra mazava na amin'ny sehatra ankapobeny. Matetika dia miankina amin'ny olana azo avy amin'ny zava-nianana (épistémologiques), tahaka ny foto-pisainana vokatry ny fampianarana, ny foto-pisainana vokatry ny fiaraha-monina na vokatry ny fitaizana, sns. Noho izany dia sarotra ny milaza fa ny "maha toy izao" na ny tsy maha toy izao dia toetra be amin'ny ankapobeny fotsiny.<ref>cf. ''Essai sur quelques problèmes concernant le normal et le pathologique'' (1943) de [[Georges Canguilhem]]</ref> ...
 
Certaines disciplines de la psychologie se combinent avec d’autres, soit dans des champs connexes soit comme sous-domaines d’un champ d’études plus vaste. Elles sont souvent soumises à de redoutables problèmes épistémologiques, par exemple la psychopédagogie, la psychosociologie ou la psychopathologie, etc. En effet, il est difficile de dire par exemple ce qu’est ou n’est pas la pathologie en général<ref>cf. ''Essai sur quelques problèmes concernant le normal et le pathologique'' (1943) de [[Georges Canguilhem]]</ref> et donc encore plus difficile de préciser la pathologie de l’[[esprit]], de la personnalité... poser la question, c’est se rendre compte des écueils théoriques qui ne sont toujours pas dépassés.