Kalifata: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
TjBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.2) (Rôbô Nanampy: en:Caliphate
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Kalifaty''', avy amin'ny teny[[fiteny arabo]] ''خلافة'' na ''khilafat'', dia fitondrana mozilmana entin'ny [[kalifa]] (arabo خليفة). Ny kalifa no mpanjakan'ny [[Omaha]] (أمة‎, midika ''firenena'') entin'ny Sharia[[Shari'a]]. Ny kalifa dia azo dikaina ho "mpandimby" na "[[solotena]]". Taorian'ny nahafatesan'ny [[mpaminany Mohamad]] ny taona 632, ny mpitondra voalohan'ny fanjakana mozilmana dia antsoina hoe "Khalifat Rasul Allah", izany hoe mpandimby ara-politika ny voairak'Andriamanitra (izany hoe Mohamad, ho an'ny mozilmana).
 
[[sokajy:Kalifaty|*]]