Wikipedia:Mombamomba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « == Ny Wikipedia amin'ny ankapobeny, ary ny Wikipedia amn'ny teny malagsy == Wikipedia dia marika napetraky ny fikambanana amerikanina Wikimedia Foundation (WMF). Izy... »
 
Andalana faha-7:
Eto amin'i Wikipedia, azon'ny tsirairay atao ny manova, mamorona ny fampahalalana am-pahalalahana. Azy zon'ny tsirairay mpitsidika ny manova ary manatsara ny votoatiny ato amin'i Wikipedia.
 
Ny Wikipedia dia avy amin'ny fiteny hawaianina ''wiki'' izay midika ''maika'' ary ''pedia'' izay avy amin'ny teny anglisy ''Encyclo'''pedia''''' izay teny azo dikaika amin'nydikaina "raki-pahalalana". Ny fotokevitry ny sehatra mampiasa mpanangom-botoatiny (web software) wiki dia fahafahana manova ary mamorona votoatiny amin'ny alalan'ny mpitety tranonkala.
 
Ny isan'ny fiteny manana ny wikipedia-ny manokana dia 270 (tsy isaina ireo Wikipedia izay nakatona noho ny tsifisiana fikambanana maharitra). Ny Wikipedia amin'ny teny malagasy amin'izao fotoana izay ahitana lahatsoratra {{NUMBEROFARTICLES}}. Ny isan'ireo mpikambana nisoratra anarana teto dia {{NUMBEROFUSERS}}. Samihafa mazava ho azy ny fandrosoan'ny Wiki tsirairay : misy ireo Wiki amin'ny teny lehibe (teny eoropeanina izay teny ofisialin'ny Firenena Mikambana), ary misy ireo Wiki amin'ny fitenim-paritry ny firenena be fiteny. Ny isa manontolon'ny mpandray anjara mavitrika (mpikambana nisoratra anarana izay nanova indray farafahakeliny eo amina wiki iray) eo amin'i Wikipedia dia eo amin'ny 1,5 tapitrisa eo ho eo isam-bolana.