Contenu supprimé Contenu ajouté
Hery (dinika | fandraisan'anjara)
Hery (dinika | fandraisan'anjara)
Andalana faha-1:
Miezaka handray anjara mavitrika amin'ity wikipedia ity aho na dia tsy ampy aza ny fotoana.
 
===== Iza i Hery ? =====
 
Heriniaina Eugene, mbola mpianatra (Communications Sociales). Ny tetikasa lehibe ataoko amin'izao fotoana izao dia ny fampandehanana ny [http://serasera.org serasera.org] izay asa goavana ihany. Niditra handray anjara sy hitantana ity wikipedia malagasy ity aho mba hiara-miasa amin'ireo mazoto hanangona hevitra sy lahatsoratra malagasy momba ny fahalalana ankapobeny.
{|
|-
||
Izaho izany no Heriniaina Eugene Zanak'i Rakotoarisoa Eugène (Je suis fier d'être son fils). Tsalo pur ((Hozy i dadanay fa tsy dia tena haiko ny dikany :-) )) avy any Antanisoa akaikin'i Mamoeramanjaka ((firaisan'i Morafeno, Fivondronan'Arivonimamo, Distrikan'i Miarinarivo, Faritanin'Antananarivo ao Madagasikara - Afrika - Planeta Tany - Galaksia Masoandro)). Teraka tany amin'ny 31 desambra (Tsipazo [http://serasera.org/namana/index.php?rub=bizou&izy=hery biz'oroka] :-) rehefa faran'ny taona). Ny teny manentana anah dia ilay hoe '''Tsiky dia ampy''' (anah io :-) ). Mazava ho azy fa tsy mety tezitra (mody tezitra fotsiny indraindray).
 
NyRaha fandrotsahanahanohana fanampianany ho antetik'nyasa rehetra serasera.orgataoko dia [https://www.paypal.com/xclick/business=hery%40tim.it&item_name=Fanampiana+Serasera&item_number=200502&no_shipping=0&no_note=1&tax=0&currency_code=EUR&lc=FR jereo eto]
Zah (oups mizahozaho eto) dia mbola mpianatra kalongany... mipetraka eto Roma - Italia. Mbola tsy miasa fa raha misy asa tsaratsara any akaikin-dRavalomanana any dia mody aho :-p ...
 
Ok, ny [http://namana.serasera.org serasera.org] no anton-draharahako andro sy alina faly aho raha mba tohananareo io tetikasa serasera.org io.
 
Ny fandrotsahana fanampiana ho an'ny serasera.org dia [https://www.paypal.com/xclick/business=hery%40tim.it&item_name=Fanampiana+Serasera&item_number=200502&no_shipping=0&no_note=1&tax=0&currency_code=EUR&lc=FR jereo eto]
 
Mbola hitohy
|}
 
[[Category:Mpikambana]]