Fiteny grika taloha: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.3) (Rôbô Nanova: lmo:Lengua greca antiga |
k r2.7.3) (Rôbô Nanampy: xmf:ჯვეში ბერძენული ნინა; fanovana arak'endrika. |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:Beginning Odyssey.svg|ankavanana|thumb|200px|Fanombohan'ny tantara ''Odisey'' (''Odisseia)'']]
Ny [[fiteny grika taloha]] dia fiteny notnenina tany Grisy tamin'ny andro taloha nanomboka tamin'ny -800 hatramin'ny taona -400. Any Eoropa, ny fiteny grika miaraka amin'ny [[fiteny latina]] no fiteny taloha mbola ampiasaina indrindra, ho an'ny mpiteny fiteny eoropeana ankehitriny. Ireo fiteny mampiasa teny grika taloha
Betsaka ireo firoky ny fiteny grika taloha, fa heverin'ny siantifika rehetra fa ny [[fiteny Atikianina]] no madio indrindra amin'ireo firoky ireo. Niparitadritaka manerana ireo tany manana amorontsiraka amin'ny Ranomasina Mediteranea ny fiteny grika taloha. Nanaparitaka ilay fiteny tany Azia i [[Aleksandra Lehibe]], ary elaela taoriana mandritra ny Fanjankambe Romana dia mianatra fiteny grika taloha ny Romana ao amin'ny Fanjakambe Romana, ohatr'ireo mpianatra mianatra fiteny anglisy ankehitriny.
Andalana faha-29:
{{vangovango}}
[[
[[als:Altgriechische Sprache]]
Andalana faha-95:
[[tr:Grekçe]]
[[uk:Давньогрецька мова]]
[[xmf:ჯვეში ბერძენული ნინა]]
[[zh:古希臘語]]
|