Rajoelina Andry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
NOTAM : 21 jan. 2012
Andalana faha-8:
Nanao ny fianianana izy ny [[21 Martsa]] 2009 na dia tsy nankatoavin'ny fianakaviam-be iraisam-pirenena aza izany. Nentiny tamin'izany ny taratasy avy amin'ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana izay tsy azo ekena ho didy satria taratasy tsotra fa tsy didim-panjakana.
 
== NOTAM ny 21 Janoary 2012 ==
== Fanakanana ny fiaramanidina mitondra ny filoha taloha Ravalomanana ==
 
Ny volana Janoary 2012, noho ny fivoahan'ny NOTAM izay tsy nahafanan'ny fiaramanidina nitondra ny filoha taloha Marc Ravalomanana niditra tao Madagasikara, voatery niverina tany Afrika Atsimo ilay filoham-pirenena taloha. Tsy nanaiky nidina tamin'ilay fiaramanidina i Ravalomanana.