Rajoelina Andry: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-2:
[[Image:Andry Rajoelina - US Embassy Nov 2008.png|thumb|ankavanana|Andry Rajoelina]]
I '''Andry Rajoelina''' no iantsoana an'i '''Andry Nirina Rajoelina''' teraka tamin'ny 30 Mey 1974. Mpanao politika malagasy ary mpanana radio sy televiziôna sady manongam-panjakana sy mpamono vahoaka.
Izy no ben'ny tanànan'Antananarivo nanomboka ny 12 desambra hatramin'ny 3 febroary 2009 mialohan'ny nametrahany ny fahefana ho an-dRamatoa Michelle Ratsivalaka izay nosoloina koa an'i Edgard Razafindravahy avy any Ambohimalaza toa an'i Rajoelina.
Andalana faha-8:
Araka ny hevitr'ireo izay tsy momba azy dia Naka ny fahefana teto Madagasikara izy tamin'ny alàlan'ny fanonganam-panjakana tamin'ny 17 Martsa 2009 ary nanao ny tenany ho filohan'ny [[Fahefana Avon'ny Tetezamita]] (FAT na HAT).
Nanao ny fianianana izy ny [[21 Martsa]] 2009 na dia tsy nankatoavin'ny fianakaviam-be iraisam-pirenena aza izany. Nentiny tamin'izany ny taratasy avy amin'ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana izay tsy azo ekena ho didy satria taratasy tsotra fa tsy didim-panjakana.
[[sokajy:biôgrafia]]
|