Rajoelina Andry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-8:
Araka ny hevitr'ireo izay tsy momba azy dia Naka ny fahefana teto Madagasikara izy tamin'ny alàlan'ny fanonganam-panjakana tamin'ny 17 Martsa 2009 ary nanao ny tenany ho filohan'ny [[Fahefana Avon'ny Tetezamita]] (FAT na HAT).
Nanao ny fianianana izy ny [[21 Martsa]] 2009 na dia tsy nankatoavin'ny fianakaviam-be iraisam-pirenena aza izany. Nentiny tamin'izany ny taratasy avy amin'ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana izay tsy azo ekena ho didy satria taratasy tsotra fa tsy didim-panjakana.
 
Manarak'izany dia aleo ho fantatry ny olona rehetra mahay mamaky fa didy jadona no fanaony ary tsy misy ara-dalana na mendrika akory ny zavatra lazainy sy ataony.
Maro ny olona maty noho izy ary maro koa ny olon-dratsy afaka avy any am-ponja noho izy.
Na ny manampahefana aza miray tsikombakomba aminy ary ny lalam-panorenana vaovao dia sandoka fa tsy mendrika ny atao ho lalana hitondrana ny firenena.
 
[[sokajy:biôgrafia]]