Boeing 747: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.3) (Rôbô Nanampy: ps:بوینګ ۷۴۷
Russavia (dinika | fandraisan'anjara)
Sary:Air Madagascar Boeing 747-200 Volpati-1.jpg
Andalana faha-1:
[[FileSary:QantasAir Madagascar Boeing 747-400200 MEL VabreVolpati-1.jpg|200px300px|ankavanana|thumb|BoeingNy 747-200 an'i [[Air Madagascar]]]]
 
Ny [[Boeing 747]] dia [[fiaramanidina]] amboarin'ny orinasa [[Boeing]] nanomboka ny taona [[1965]] fa tamin'ny [[1969]] ny sidina voalohany indrindra. Amin'ny hangeza, izy ny ''très gros porteur'' nandritry ny 35 taona. Ankehitriny, voasongon'ny Airbus A380 ny hangezany.
Andalana faha-23:
 
=== [[Boeing 747-100|747-100]] ===
[[SaryFile:747Qantas70sQantas Boeing 747-400 MEL Vabre.jpg|200px|ankavanana|thumb|Ny 747-100400 an'i [[Qantas]]]]
 
Ny 747-100 dia fiaramanidina 747 voalohany indrindra, navoaka tamin'ny chaine de montage ny [[Everett]] (ozinina ngeza indrindra namboarina) ho an'ny [[sidina]] voalohany tamin'ny [[9 Febroary]] [[1969]], ary nahazo certification natao tamin'ny Desambra [[1969]]. Nanomboka niasa ny 747-100 tamin'ny Janoary [[1970]], ny [[Pan American World Airways]] ny nampiasa ny mpanjifan'i Boeing voalohany. Ny 747-100 dia manana rayon d'action-na 9 000 km. Ny fiaramanidina 747-100 farany natao dia novidian'ny Japan Airlines tamin'ny Septambra [[1986]].