Rindrankajy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.3) (Rôbô Nanova: hi:तन्त्रांश; fanovana arak'endrika.
Andalana faha-3:
Raha ampitahaina amin'ny [[olombelona]] dia ny [[saina]] no ''software'' ary ny [[vatana]] sy ny [[loha]] kosa dia [[hardware]]. Ny [[saina]] tsy misy raha tsy eo [[loha]] sy [[vatana]] mitahiry azy ary dia toy izany koa ny ''software'' tsy misy raha tsy eo ny [[hardware]] mitahiry azy.
 
== Ny Namorona azy ==
 
I [[John W. Tukey]] no nampiasa voalohany io teny io tamin'ny taona [[1957]]. Izy moa dia mpikaroka [[statistika]] ary niasa momban'ny fanamboarana ny [[milina fikajiana]].
 
== Ny karazany ==
 
Azo sokajiana telo ny ''software''.
Andalana faha-21:
Hita mazava fa rehefa misy zavatra foronina dia tsy maintsy misy ny mpamorona. Satria rehefa amidy ny entana voaforina dia tsy maintsy mahazo ny anjarany ny mpamorona (droit d'auteur na royalty). Misy ny mpamorona tsy mivaky loha amin'ny resaka vola ka dia izay zavatra noforoniny dia omeny maimaimpoana. Ohatra amin'izany i [[Tim Berners Lee]] izay namorona ny [[web]] na [[tranokala]]. Eo kosa ny mpamorona izay manan-karena indrindra eran-tany noho ny varotra nataony momban'ny ''software'' tsy iza izany fa i [[Bill W. Gates]] izay namorona an'i [[Microsoft]].
 
== Footnotes ==
 
<references/>
 
[[CategorySokajy:Rindrankajy| ]]
[[CategorySokajy:Informatika]]
 
[[af:Sagteware]]
Andalana faha-63:
[[gu:સૉફ્ટવેર]]
[[he:תוכנה]]
[[hi:तन्त्रांश]]
[[hi:सॉफ़्टवेयर]]
[[hr:Programska podrška]]
[[hsb:Softwara]]