Soratra: Fahasamihafan'ny versiona

→‎Tantaran'ny soratra : BoutsDeBaton.jpg
k (r2.7.1) (Rôbô Nanampy: br:Skrivañ)
(→‎Tantaran'ny soratra : BoutsDeBaton.jpg)
== Tantaran'ny soratra ==
 
[[Sary:KibaikelyBoutsDeBaton.jpg|ankavia|200px|right|thumb|Kalama anoratana eo amin'ilay taniditra]]
 
Efa mahery ny dimy arivo taona izay ny soratra no ampiasain'ny olomeblona, samihafa avokoa ny endriny araka ny toerana nipoirany, ireo haifomba izay mahay mamboly efa hatry ny ela ary izay efa mipetraka anaty taràna no nanomboka namorona ny soratra : tany [[Ejipta fahiny|Ejipta]] nanomboka tamin'ny -3400, tany [[Mezôpôtamia]] tamin'ny [[-3300]], tany [[Kipra]] tamin'ny [[-2200]], tany [[Krity]] tamin'ny [[-1900]], tany [[Sina]] tamin'ny [[-1400]] ary tany [[Amerika Afovoany]] tamin'ny [[-900]]. Ireo soratra ireo no loharanon'ny endri-tsoratra rehetra izay fantatra ary ampiasaina amin'izao fotoana izao.
11

modifications