Wikipedia:Fototra dimy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
* Ny wikipedia dia raki-phalalalàna, azo atao alimanaka, raki-pahalalàna mikasika taranja manokana. Tsy amban'ny lisansa ny copyright {{c}} ny lahatsoratra voatahiry ato.
 
* Tsy maintsy manaraka ny fitsipika momba ny lahatsoratra ny lahatsoratra hosoratana ato, tsy manana ny toerany ato ny [[wikipedia:asa foronina|asa noforonina]].
 
* Ny wikipedia dia tsy diksionera na toerana fanaovana propagandy na dokam-barotra na politika na gazety, sns. Jereo ny pejy ''{{w|Ny tsy tokony ho wikipedia}}'' ho an'ny antsipirihany.
Andalana faha-17:
| [[Sary:Wikipedia scale of justice.png|50px|left]] || Ny '''[[Wikipedia:Fijerena tsy mitongilana|Fijerena tsy mitongilana]]'''.
 
* Ny [[{{w|Fijerena tsy mitongilana]]}} dia ny fijerena manaraka ny fahamarinan'ny hevitra. Ny fahamarinana dia tsy miankina amin'ny finoana na fahalalan'ny tsirairay fa ny lalàna voajanahary na lalàna iraisana tsy hazo hiadian-kevitra.
 
 
Andalana faha-27:
| [[Sary:Copyleft.svg|50px|left]] || Torolalàna momba ny '''[[Wikipedia:Copyright|Copyright]]'''.
 
* Ny pejy rehetra eto amin'ny wikipedia dia amban'ny {{w|lisansa CC-By-SA 3.0}} . Ny fanovana ny pejy dia malalaka ho an'ny rehetra. Izay pejy tsy mifanaraka amin'ny CC-By-SA dia tokony tsy aseho eto amin'ny wikipedia.
 
* Io lisansa io dia manome alàlana mamorona, mandika, manova ary mizara ny votoatin'i Wikipedia. Ny fara hajaina fotsiny dia mitazona io lisansa io foana ho an'ilay lahatsoratra rehefa mandika, manova sy mizara. Mety zarazarain'iza na iza ny lahatsoratra napetraka tato amin'ny wikipedia, na dia hovidiana aza izy.