Oniversite: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
manomboka
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
 
Voafetra amin'ny olona manana ny diplôman'ny fianarana secondaire ny fidirana any amin'ny oniversite. Mihabetsaka ny isan'ny mpianatra mianatra amin'ny oniversite, ary nihanikatra haingana ny isan'ny tamin'ny taonjato faha 20, indrindra hatry ny ady lehibe faharoa. Amin'izao fotoana izao, rehefa mandeha tsara ny oniversite, lazaina fa manana vokatsoa ara-toe-karena. Noho izany, ny firenena eoropeanina, manohana ny fifaninanana iraisam-pirenena, dia lasa manao refôrman'ny oniversiteny.
 
== Tantaran'ny oniversite ==
=== Andro taloha ===
=== Taonjato faha 11 : Fahaterahan'ny oniversite eoropeanina ===
=== Taonjato faha 15-18 ===
=== Ny oniversite tamin'ny taonjato faha 19 ===
=== Ankehitriny : ny oniversite moderna ===
 
 
 
{{vangovango}}