Wikipedia:Fototra dimy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Almabot (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-39:
| [[Sary:Handshake (Workshop Cologne '06).jpeg|50px|left]] || '''[[Wikipedia:Fahalalam-pomba|Fahalalam-pomba]]'''.
 
* Ny mpikambana sy ny mpanova pejy dia tokony hajainahifanaja. Ny hevitra no hiadiana raha tsy mety fa tsy ny mpikambana na ny mpanova. Aza mora entim-po.
 
|}
Andalana faha-52:
* Aza matahotra manoratra, manova sy mamafa pejy ianao. Ovay amin'ny tanjon'ny fanatsaràna ny lahatsoratra hitanao tsy feno. '''''Tsy maninona raha tsy lavorary ny lahatsoratra eto''''' raha manaraka ny fitsipika sy ny fepetra izy ireo.
 
* Mba sahisahymahasahia manoratra. Aza miandry izany hoe fantatra daholo ny fitsipika vao manomboka. Raha misy diso ataonao eto, misy ho hitan'ny mpandray anjara izy ireo. Aza matahotra manelingelina ny fandehanan'ny wikipedia. Ny versionsantionany teo aorian'ny version-naosantionanao dia mbola hita ary mbola azo averina. '''''Azo averina daholo ny versionsantionany rehetra'''''. Aza manadino koa fa ho voatahiry ato mandrakizay ny lahatsoratra notehirizinao.
|}
{{Fototra dimy}}