Saikanosy Iberika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{vangovango}}
 
Ny '''tanjona Iberika''' na [[Iberia]], dia tanjona any atsimo andrefan' [[Eoropa]]. Ny firenena sy zanatany ao amin'ny tanjona Iberika dia [[Portogaly]], [[Espaina]], [[Andora]], [[Gibraltar]] ary faritany kely varavetin'i [[Frantsa]] Atsimo. Anisan'ny tanjona telon' [[Eoropa Atsimo]] ny tanjona Iberika ary izy no any andrefana indrindra amin'ireo. Ny tanjona Iberika dia voafaritry ny [[Pirenea]] any Avaratra, ny ''Detroit de Gibraltar'' any atsimo, ny [[ranomasimbe Atlantika]] any andrefana ary ny [[Ranomasina Mediteranea]] any atsinanana. Manakaiky ny kontinenta [[afrika]]nina ny tanjona Iberika any atsimo ary ny Detroit de Gibraltar fotsininy no manasaraka azy. Ny tanjona Iberika dia manana velarantany 582 860 {{km2}}, ary izy no [[tanjona]] faharoa any Eoropa.