Saikanosy Iberika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-10:
Tamin'ny fihoanan'ny Romana tamin'ny jeografy grika, nampiasainy ny teny « Iberia » rehefa miresaka momban'ny tanjon' Iberia sy ny mponiny lazaina hoe Ibera. Tamin'ny -200 ny soratra voalohany hita miresaka momban'ny Iberia, nosoratan'ny mpanoratra tononkalo latina Quintus Ennius. Efa mahafantatra tsara ny Iberia ny Romana tamin'ny ady lavalava tamin'ny Carthage. Ny Jeografy romana sy ny mpanoratra prôzy tamin'ny fotoanan'ny Repoblika Romana dia nanono ilay tanjona hoe ''Hispania''.
 
Tamin'ny romana nanomboka nahita tombotsoa tamin'ny fananan'i Carthage taloha, Nanomboka nampiasain'ny romana ny teny « Hispania Akaiky » sy « Hispania Lavitra » fa tamin'izany fotoana izany, ny lazaina hoe ''Hispania lavitra'' dia faritany misy an'ny [[Portogaly]], ny [[Celtiberia]], ny [[Betìka]] (Betica), ny [[Kantabria]] (Cantabria), ary ny [[Vaskona]] (Baska) ankehitriny. Hoy i Strabona, miara-mampiasa ny teny Iberia sy Hispania ny Romana, ary ny samy akaiky sady samy lavitra ny halavitr'izy ireo. I Strabona dia niaina tamin' Iberia voazara faritany Romana, misy faritany an'ny Senat ary ny faritany hafa an'ny « Imperatora (empereur) Romana ». Ny faritanin'i Baetia ihany no « an'ny vahoaka ». Mihamanan-danja ny fiteny latina any amin'ny faritanin'ny tanjon' Iberia , afatsy ny [[fiteny baska]], voaaron'ny Pirenea.
 
== Jeografia ==