Contenu supprimé Contenu ajouté
Poizina (dinika | fandraisan'anjara)
Andalana faha-59:
Ny fahitako an'ilay portal dia '''toerana fampiratiana''' ny sokajy sy ny lahatsoratra misy mahakasika ilay lohahevitra fotsiny ilay izy '''fa tsy tena toerana iraiketan'ireo fahalalana'''. Karazana "vitrine" mikasika ilay lohahevitra fotsiny izany ilay izy koa raha misy teny mety manakaiky an'izay dia izay no tena tsara.
--[[Mpikambana:Poizina|Poizina]] ([[Dinika amin'ny mpikambana:Poizina|discussion]]) 25 Mey 2012 à 20:39 (UTC)
: Marina tokoa ny hevitrao. Ka raha araka ny famaritany eo amin'ny Wikibolana anglisy izany dia "vavahady" [mitondra ny mpitsidika any amin'izay lohahevitra/lahatsoratra tiany haleha] ny mety ho teny ampiasaina ? --<b><span style="border:1px solid #74CC66;padding:1px 3px;font-family:Verdana,sans-serif;">[[Mpikambana:Jagwar|<font color="#CC6666">Jagwar]]</font></span></b><sup>[[User talk:Jagwar|grr...]] [mailto:rado.kaontywiki(at)gmail.com |]</sup> 25 Mey 2012 à 22:01 (UTC)