Fahadiovana ny fiteny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
k fanisiana rohy
Andalana faha-1:
Ny '''fahadiovana ny fiteny''' (purisme linguistique) dia hetsika izay manan-tanjona ny "manadio" ny fiteny iray amin'ny alalan'ny fanalàna ireo zavatra izay lazaina fa mampahantra ny fiteny iray ary izay hita fa ratsy ho an'ny maha-izy azy. Ireo zavatra tiana halàna ireo dia :
 
* ny indran-teny avy amin'ny teny vahiny, toa ny teny frantsay na anglisy nogasiana ho an'ny teny [[Madagasikara|malagasy]],
* ny voambolana vaovao,
* ny famoronana rafi-pehezanteny vaovao;