Fakan-tsary: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: fr:Appareil photographique; changement de type cosmétique
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
Ny '''fakan-tsary''' dia fitaovana angalana sary na anaovana videô na sarimihetsika.
 
Ny fakan-tsary dia ampiasaina amin'ny jiro hita maso na amin'ny [[ilotro anjanandrianaratra]] hafa. Ny ankabeazan'ny fakan-tsary dia manana toerana midy poakaty manana lavaka idiran'ny jiro ary manana tohana ampiraikiran'ny jiro. Ny ankabeazan'ny fakan-tsary dia manana lentille eo alohan'ny lavaka mba haka sy hitondra tsara ny hazavana, misy diafragma anampidinana na ampiakarana ny hazavana, fa misy fakan-tsary tsy manana diafragma azo ahtsikaantsika.
 
Maka sary ny fakan-tsary rehefa potserin'ny mpampiasa ny bokotra manapika ilay fakana sary. Ny kamerana filma tsotra dia maka sary 24 isa-tsegondra rehefa potserina tsy avela ny bokotra.