Thomas Jefferson: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Rôbô Nanampy: zh-classical:傑弗遜
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: yo:Thomas Jefferson; changement de type cosmétique
Andalana faha-1:
[[Sary:T Jefferson by Charles Willson Peale 1791 2.jpg|180px|right|thumb|[[Sary:ThomasJeffersonSignature.png]]<br /> I Thomas Jefferson sy ny soniany
]]
Manao pôtilita sy filôzôfy amerikanina, i [[Thomas Jefferson]] niteraka tamin'ny [[18 Aprily]] [[1743]] tany [[Shadwell]] ary maty tany [[Monticello]] tamin'ny [[1826]]. Izy no [[filoha]] faha telo ny [[Etazonia]], nihiditra filoha tamin'ny [[1801]] izy, dia tapitra tamin'ny [[1809]] ny mandat-ny. [[Filôzôfy]], mpamorina sy mpanao trano i Thomas Jefferson ary tsy nasitriny ny fitiavany [[frantsa]]y.
Andalana faha-12:
Nanomboka nihanatra tany amin'ny College of William and Mary any Williamsburg i Thomas Jefferson tamin'ny 1760, ary tany izy nihanatra ny bôtanika, ny fidinihan-tsaritany, ny grika, ny latina, ny ''right'', ny tantara sy ny filôzôfia). Manatsara ny frantsay izy tany. I William Small, ny mpampianatra toe-tsainan'i Thomas Jefferson, nanome azy tsirony amin'ny mpanoratra John Locke, Francis Bacon, Isaac Newton ary ampianarin'i W. Shell mampiasa ny fisalasalana ara-paika izy. Nahazo diplôma i T.J tamin'ny 1762.
 
Tamin'ny 1767, nahazo seza any amin'ny toeran'i mpanan-karena ny Virginia i Thomas Jefferson hatramin'ny 1775. Fa eo aorian'ny fimaizan'ny tranom-pianakavinany, nanamboatra trano afa tany Monticello (ankehitriny) i Jefferson. Nanam-bady vehivavy maty-vady i Jeffferson : i Martha Wayles Skelton ; ary nanana zanaka enina izy : i Martha (1772-1836), i Jane (1774-1775), zaza maty teo am-pahaterahana (1777), i Mary (1778-1804), i Lucy Elisabeth (1780-1781) ary i Lucy Elisabeth II (1782-1784)
 
[[sokajySokajy:Filohan'i Etazonia]]
 
[[af:Thomas Jefferson]]
Andalana faha-105:
[[war:Thomas Jefferson]]
[[yi:טאמעס זשעפערסאן]]
[[yo:Thomas Jefferson]]
[[zh:托马斯·杰斐逊]]
[[zh-classical:傑弗遜]]