Fitohanana: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
fanisiana, fanitarana |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:Constipation.JPG|200px|right|Radiô natao tamin'ny zazalahy mitohana|thumb]]
[[Sary:Bristol stool chart.svg|200px|right|thumb|Ny ''Bristol Stool Chart'' izay maneho ny endriky ny tay.]]
Ny '''fitohanana''' dia fahasarotana mamoaka ny diky ([[tay]]), izay tsapa fa mafy ary sarotra avoaka. Hita matetika ny fitohanana, izay mikasika 5 hatramin'ny 10%-n'ny olona eto an-tany.
Betsaka ireo famaritan'ny
== Antony ==
Ny mety ho anton'ny fitohanana dia mety ny votoatin'ny
* Tsy fiampian'ny rano na tsy fihampian'ny sakafo misy "fibre",
* Fandevenan-kanina maharitra loatra.
* Tsi-fiampian'ny hetsika manatanja-tena, fakana
* Olana ary fijaliana tam-pampianarana ny fahadiovana tamin'ny nahazaza ny tena.
* Tsi-fitiavana mankany amin'ny [[fidiovana]] noho ny fahalotoany.
* Matahotra ny hivalana any amina toerana tsy misy fidiovana
* Fahitana ny famoahan-diky ho mpandany fotoana.
== Fahitana ny fitohanana ==
Ny ''Bristol Stool Chart'' (BSC) dia maneho ny endriky ny tay. Ny endri-diky 1 sy 2 izay sarotra avoaka noho ny hamainy dia diky avoakan'ny olona mitohana. Ny endrika telo ary ny endrika efatra no endrika tokony hananan'ny diky, ny endri-diky 5 (malemilemy ary tsy mitambatra) hatramin'ny 7 (ranoka tanteraka) kosa anefa dia [[fivalanana]], ary tokony hotsaboina maika.
[[sokajy:Fahasalamana]]
|