Varatra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.3) (Rôbô Nanampy: za:Byajraez
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.3) (Rôbô Nanampy: uz:Momaqaldiroq; fanovana arak'endrika.
Andalana faha-1:
Ny '''varatra''' dia ny feo vokatry ny fipoakan'ny rivotra mifandona amin'ny [[tselatra]] ka mahatonga ny rivotra hitondra elektrona ([[plasma]] no iantsoina ilay rivotra na etona misy elektrona). Mitovy ny fotoana ipoahan'ny varatra sy isehoan'ny tselatra saingy noho ny tsy fitovian'ny hafainganany (speed) dia ny [[tselatra]] aloha no hita voalohany avy eo ny [[varatra]] no heno. Raha tena akaikin'ny tselatra no misy olona mijery dia miara-mipoitra ny [[tselatra]] sy ny [[varatra]].
 
Noho ny fampiasa azy matetika dia nafangaro ny dikan'ny [[tselatra]] sy ny [[varatra]].
 
[[ImageSary:Lightning_NOAA.jpg|300px|thumb|[[Tselatra sy Varatra vokatry ny herinaratra amin'ny rivotra ka mipoaka]]]]
 
[[CategorySokajy:fizikaFizika]]
 
[[ang:Þunor (weder)]]
Andalana faha-57:
[[tr:Gök gürültüsü]]
[[uk:Грім]]
[[uz:Momaqaldiroq]]
[[war:Dalugdog]]
[[wuu:雷 (天气)]]