Alahamadibe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Deu (dinika | fandraisan'anjara)
k Voafafa ny fanovana ny 41.204.107.137 (Dinika); voaverina amin'ny votoatiny teo aloha nataon'i Bot-Jagwar
Sokajy: novaina hoe Fomba malagasy ilay hoe kolontsaina
Andalana faha-17:
Ny alahamadibe koa dia tsy fetim-pirenena malagasy araka ny filazan'ny sasany azy fa fetim-pirenena merina. Ny foko betsileo, talohan'ny nitondran'Andrianampoinimerina dia tsy mba mankalaza ny alahamadibe akory fa ny "volambetohaka" no fetimpireneny ary izany dia eo amin'ny volana aogositra no anaovany izany. Toy izany koa ireo foko malagasy " islamisé" dia saika manakaiky ny fahavitan'ny ramadan no manao fety fa tsy amin'ny vanimpotoana fiakaran'ny vary eny antsaha akory.
 
[[Sokajy:KolontsainaFomba malagasy]]