Patrice Lumumba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « I '''Patrice Émery Lumumba''' (2 Jolay 1925 – 17 Janoary 1961) dia mpitari-tolona kongole niady ho amin'ny fahaleovan-tena. Voafidy ho praiminisitry ny [[Repoblika... »
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Patrice Émery Lumumba''' (2 Jolay 1925 – 17 Janoary 1961) dia mpitari-tolona kongole niady ho amin'ny fahaleovan-tena. Voafidy ho praiminisitry ny [[Repoblikan'ilay Kongo]] ([[Repoblika Demokratikan'nyi Kongo]] ankehitriny, samihafa amin'ny [[Repoblikan'i Kongo]]) tamin'ny taona 1960 rehefa nahazo ny fahaleovan-tenany tamin'i Belzika. Rehefa avy nogadraina sy nampijaliana am-pahibemaso izy, dia maty notifirina enim-bolana tao aorian'ny nahalany azy, ary anisan'ny mpiray tsikombakomba tamin'izany ny fitondrana Belza izay nanao fialan-tsiny ofisialy tamin'ny taona 2002. <ref name="dw">[[Ludo De Witte]], ''The Assassination of Lumumba'', Nadikan'i Ann Wright and Renée Fenby, 2002 (Orig. 2001), London; New York: Verso, ISBN 1-85984-410-3.</ref><ref>{{cite news |title=Belgium Confronts Its Heart of Darkness|agency=NYT |newspaper=New York Times |date=21 Septambra 2002|page=9}}</ref>
 
==Loharano==