Repoblika Demôkratikan' i Kôngô: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Poizina (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Poizina (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-47:
|}}
 
Ny '''Repoblika Demokratikan'i Kongo''' dia [[firenena]] anyao amin'ny faritry [[afrikaAfrika afovoany]]. Izy no firenena afrikanina ngeza indrindra eo aorian'i [[Sodana]] sy i [[Aljeria]] ; izy koa ny firenena ngeza indrindra sy be mponina indrindra ao amin'ny faritry Afrika afovoany. Ny Repoblika Demokratikan'i Kongo no firenena be olona indrindra ao amin'ny fikambanan'ny Francophonie eo alohan'i [[Frantsa]]. Hiantsoana azy koa ny hoe Kongo-Kinshasa mba tsy hifangaroany amin'i [[Kongo-Brazzaville]]. Kinshasa no renivohiny, avy eo ny avian'ilay anarana hoe Kongo-Kinshasa. Zaira koa ny anaran'io firenena io tamin'ny [[1971]] hatramin'i [[1997]], teo izy niova ''Repoblika Demokratikan'i Kongo''.
 
[[Sokajy:Firenena]]