Repoblika Demôkratikan' i Kôngô: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Poizina (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Poizina (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-47:
|}}
 
Ny '''Repoblika Demokratikan'i Kongo''' dia [[firenena]] any [[afrika afovoany]]. Izy nyno firenena afrikanina ngeza indrindra eo aorian'i [[SudanSodana]] sy i [[Aljeria]] ; izy koa ny firenena ngeza indrindra sy be mponina indrindra anyao amin'ny faritry afrikaAfrika afovoany. Ny Repoblika Demokratikan'i Kongo no firenena be olona indrindra ao amin'ny fikambanan'ny Francophonie eo alohan'i la[[frantsaFrantsa]]. Hiantsoana azy koa ny hoe Kongo-Kinshasa mba tsy hifangarohifangaroany amin'i [[Kongo-Brazzaville]]. Kinshasa no renivohiny, avy eo ny avian'ilay anarana hoe Kongo-Kinshasa. Zaira koa ny anaran'io firenena io tamin'ny [[1971]] hatramin'i [[1997]], teo izy niova ''Repoblika Demokratikan'i Kongo''.
 
[[Sokajy:Firenena]]