Central Park: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanova: ko:센트럴 공원; changement de type cosmétique
Andalana faha-1:
Ny '''Central Park''' dia [[zaridaina]] manam-pivelarana 341 hektara ao amin'ny fokotanin'i [[Manhattan]] any [[New York]]. Ny Central Park Conservancy manana tetibola 200 tapitrisa dollar no mitazona ilay park, ary voakojakoja tahaka ny zaridaina hafa misy any New York ny Central Park. Central Park ny zaridaina ngeza indrindra any New York, raha ny fokotany dimy an'ilay tanàna fotsiny ny rarahina. Vita tamin'ny taona [[1873]] ilay zaridaina, telo ambin'ny folo taona teo aorian'ny fanombohana azy, Araka ny drafitr'i Frederick Law Olmsted sy Calvert Vaux, ôazisy-na zava-maintso Central Park eo ampivoan'ny ala-na trano mijoalajoala an'i Manhattan, na dia any avaratry ny nosy tsy dia misy trano mijoalajoala firy aza no misy azy. Voafaritra amin'ny Lalana faha 110 izy any avaratra, arabe faha 8 any andrefana, lalana faha 59 any atsimo ary arabe faha 5 any atsinanana ilay zaridaina. Ny anaran'ireo lalana notanisaintsika teo aloha ireo dia Central Park North, Central Park West ary Central Park South. Amin'ny isan'ny mpitsidika, 25 tapitrisa isan-taona, zaridaina be mpitsidika indrindra any Etazonia ny Central Park.
 
[[Sary:Centralpark.png|200px|right|thumb|Ny Central Park sy ny trano mijoalajoala, etsy aoriana.]]
Andalana faha-11:
{{ref}}
 
[[sokajySokajy:New York]]
 
[[ar:سنترل بارك]]
Andalana faha-34:
[[ja:セントラル・パーク]]
[[ka:ცენტრალ პარკი (ნიუ-იორკი)]]
[[ko:센트럴 파크공원]]
[[lt:Centrinis parkas]]
[[lv:Centrālparks]]