Karbônina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''karbonina''' (/{{api|kar'bon:}}/) dia zavatra simika manana eva C ary manana lahatra atômika 6. Ny lanja atômikany dia 12,0107.
 
Efa nisy teto an-tany ny karbonina hatry ny fisian'ny [[masoandro]] : vita avy amin'ny niokleôsintezin'ny kintana nipoaka ny karbonina talohan'ny fiforonan'ny masoandro sy ny fajiry. Ny [[petraka]] (sediment), ny [[arin-tany]], ny [[solitany]], ny [[manjarano]] (amin'ny [[pensily]]) ary ny diamondra. Ny diamondra mety misy anatin'ny [[kimberlita]]n'ny afotroa, indrindra any [[Afrika atsimo]] sy any [[Arkansas]]. Mety misy diamondra kely varavety anatin'ny vato avy any amin'ny habakabaka.