Tritium: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
manomboka
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-5:
Ny mahasamihafa azy amin'ny deuterium dia ilay radioactivité ananany, mamoaka [[sandrahaka beta]] (β-) izy rehefa mivadika [[helium]] 3 (<sup>3</sup>He)
Ny periôdiny dia 12,32 taona. Ny activité massique-ny dia misy 3,59×10<sup>14</sup> Bq/g (soit 1 g = 359 TBq)
 
== Toetra ==
 
=== Toetra fizika ===
 
Ny lanjan'ny tritium dia 3,0160492. Mifangaro amin'ny rivotra izy rehefa anaty atmosfera ara-dalàna.
 
=== Toetra simika ===
 
Rehefa antonontonony ny hafanana sy ny tsindry, rivotra ny tritium (HT na T<sub>2</sub>). Rehefa misy oksizenina, manome rano misy tritium (rano «tritiée») izy, rehefa misy afo na hafanana ambonimbony (oksidasiona, tahaka ny miratoerana maivana H{{sub|2}}). Rehefa maina nyrivotra, mivadika rano misy tritiée ny tritium rivotra ; 1 isan-jaton'ny tritium no lasa rano tritée afaka adin-dray, ary mihahaingana arakaraky ny hamandon'ny rivotra ny fivadiany ho rano tritiée.
 
=== Radioaktivitia ===
 
=== Fanaovana ===
 
== Ny tritium sy ny taozava-bacenty ==
 
 
 
{{vangovango}}