Flip-flop: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: fr:Bascule; changement de type cosmétique
Andalana faha-76:
|}
 
== Ny flip-flop sinkrona ==
 
Eto indray, rehefa mihetsika ny famataranandro vao tena miasa ny fidirana. Ireny fidirana ireny dia tenenina hoe sinkrona (amin'ny H) satria mifehy amin'ny famataranantro H ny fidirana sinkrona. Manana fidirana asinkrona koa ny flip-flop sinkrona, ary manana laharam-pahamehana amin'ny fidirana sinkrona ny fidirana asinkrona.
 
=== Flip-Flop JK ===
 
{| border="1" cellpadding="5" cellspacing="0"
|- style="background:#FFFFCC"
||<tt>J</tt>||<tt>K</tt>||<math>Q_{n+1}</math>
|-
||<tt>0</tt>||<tt>0</tt>||<math>Q_{n}</math>
|-
||<tt>0</tt>||<tt>1</tt>||<tt>0</tt>
|-
||<tt>1</tt>||<tt>0</tt>||<tt>1</tt>
|-
||1||1||<math>\overline Q_{n}</math>
|}
 
fampiriman'ilay flip-flop : <math>Q_{n+1} = J\overline Q_{n} + \overline KQ_{n}</math>
 
Ny fiavian'ny flip-flop JK dia azavain'i P. L. Lindley, injenieran'ny [[Jet Propulsion Laboratory|JPL]], anaty takelakana fanamboarana elektronika [[EDN]]. Tamin'ny 13Jiona 1968 ilay takelaka no soratanaa. Ao anatin'ilay takelaka, nanazava i Lindley fa i Eldred Nelson, siantifikan'ny [[Hughes Aircraft]] no namorona ny anaranan'ny flip-flop JK.
 
{{vangovango}}