Wikipedia:Vangovango: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
mandika ny satan'ny vangovango avy amin'ny teny frantsay
Andalana faha-1:
Ny '''vangovango''' (''stub'' amin'ny fiteny anglisy), eto amin'ny wikipedia, dia lahatsoratra tsy dia nofenoin'ny mpandray anjara. Ny vangovango dia lahatsoratra tenenina hoe "fohy" : kely dia kely ny fampahalalàna omen'ny vangovango, ary mety dika fotsiny ny azavainy. Na dia izany, manana fahafahana ny vangovango, raha tena manana ny toerany ato amin'ny raki-pahalalàna ilay vangovango na tsia : ny tanjona tokony ho takarina izany dia manatsara ny vangovangon'i Wikipedia mba ho lahatsoratra tsara natomboka. Mahazo manamboatra vangovango iray ny mpandray anjara, na mameno - io ny sokajy voalohan'ny lahatsoratra mety ho vita.
Ny '''vangovango''' eto amin'ny wikipedia dia takelaka fohy mbola tsy dia nofenoin'ny mpikambana, ary vitsy no zavatra hazo hianarana na zavatra vaovao fantatra ao anatin'ilay takelaka.
 
Afaka manao sy manatsara vangovango daholo ny mpikambana rehetra eto.
 
=== Ny satatokony fantatra momban'ny vangovango ===
 
Ny lahatsoratra vangovango dia lahatsoratra fohy loatra mba hanome fampahalalàna, fa manome ny dikany. Amin'ny ankabobeny, manazava ny lohatenin'ilay lahatsoratra ny vangovango, mety fehezanteny iray na roa fotsiny miampy rohy anaty sy ivelany maromaro.
 
Hita koa tsindraindray fa lazaina hoe "vangovango" ny lahatsoratra efa lavalava, fa mbola vangovango izy satria ilaina avelatra kokoa ilay takelaka, mila antsipirihany.
 
Misy koa lahatsoratra fohy tsy lazaina hoe vangovango satria, na dia tsy lava aza ilay lahatsoratra, efa lazaina hoe "feno" ilay izy satria tsy mila famelabelarana.
 
Azo lazaina koa hoe vangovango ny lahatsoratra rehefa tsy dia mahafantatra zavatra amin'ilay taranja ilay mpandray anjara.
 
=== Ny satan' ny vangovango ===
 
Tsotra dia tsotra no manambara hoe ''vangovango'', mila apetraka fotsiny ny endrika {{m|vangovango}}.