Flip-flop: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
fanitsiana tsipelina
Andalana faha-1:
Ny '''flip-flop''' na « bascule » amin'ny fiteny frantsay, dia olik'aratra lôjika manana fivoahana roa ary manana fidirana tokana na maro. Ny fivoahana dia mety 0 (tsy misy aratra mande) na 1 (misy aratra mandehamande). Miova arakaraky ny fidirana ny aratra mivoaka.
 
Ny mahasamihafa ny flip-flop dia izareo mitazona ny toetrany rehefa tsy misy aratra miditra. Tsy ohatry ny varavarana AND, OR, XOR sns.). Rehefa mampiasa flip-flop, miresaka lojika sekansialy (logique séquentielle).
 
Fototry ny lojika sekansialy ny flip-flop. Satria rehefa manao olik'aratra amin'ny flip-flop, afaka manao [[mpanisa]], [[rejistra]], rejistra misy elanelana sy [[tahiry]].
 
Ny flip-flop sasany, ampiasaina amin'ny sistema sinkrona (synchrone), dia manana fidirana ho an'ny quartz na famataranandro (soratana « C » avy amin'ny « clock »). Noho izany dia misy ny flip-flop miarakasinkrona sy flip-flop tsy miarakaasinkrona.
 
Misy karazana flip-flop maromaro : ny flip-flop RS, D (« latch »), ary RSH; asynchrone ny fomba fandehanany. Misy koa karazana flip-flop : D, JK ary T; ny fomba fandehanany dia asinkrona (asynchrone).