Gestapo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k robot Ajoute: cy:Gestapo
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: ml:ഗസ്റ്റപ്പോ; changement de type cosmétique
Andalana faha-1:
Ny '''Gestapo''' dia fanafohezana ny "Geheim StaatsPolizei", izay miaramila miafina [[alemaina alemanina]], nampihorohoro tokoa tamin'ny andron'ny fitondrana nazista notarihin'i [[Adolf Hitler]]. [[Hermann Goering]] no nanangana azy io tamin'ny taona [[1933]].
 
Ny [[SS]] no tafika nazista tamin'izany fotoana izany, fa ny Gestapo kosa dia hery niafina izay zary biby fampitahorana an'i Eoropa, noho izy tafiditra an-tsokosoko tamin'ireo sokajin'asa rehetra (birao, ozinina, sekoly,...), natao hitsikilo ary nanana fahefana nanondro sy nanendrikendrika, nisambotra sy nandefa tany amin'ny toby fampijaliana ireo izay lazaina fa nanohitra ny fitondran'i Hitler.
 
Ny volana aprily 1934 kosa dia nahasahana hatramin'ny SS ny Gestapo, ka i [[Himmler]] no natao lehibeny, ary ny volana jiona 1936 izy no lasa lehibe tsy refesi-mandidin'ny polisim-pirenena alemana. Tamin'izany no nizarana ho roa ny [[polisy]] :
Andalana faha-11:
Ny [[Fivoriamben'i Nurnberg]] no nanafoana ity endriky ny habibiana sy izay rehetra mamoafady nampiharin'ny fitondrana nazista ity.
 
[[CategorySokajy:Alemaina]]
 
[[af:Gestapo]]
Andalana faha-46:
[[lt:Gestapas]]
[[lv:Gestapo]]
[[ml:ഗസ്റ്റപ്പോ]]
[[nl:Gestapo]]
[[nn:Gestapo]]