Flip-flop: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Page créée avec « Ny '''flip-flop''' na « bascule » amin'ny fiteny frantsay, dia olik'aratra lôjika manana fivoahana roa ary manana fidirana tokana na maro. Ny fivoahana dia mety 0 (tsy mis... »
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
Ny flip-flop sasany, ampiasaina amin'ny sistema sinkrona (synchrone), dia manana fidirana ho an'ny quartz na famataranandro (soratana « C » avy amin'ny « clock »). Noho izany dia misy ny flip-flop miaraka sy flip-flop tsy miaraka.
 
Misy karazana flip-flop maromaro : ny flip-flop RS, D (« latch »), ary RSH; asynchrone ny fomba fandehanany. Misy koa karazana flip-flop : D, JK ary T; ny fomba fandehanany dia asikronaasinkrona (asynchrone).
 
== Ny flip-flop asinkrona ==