Orana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Rôbô Nanampy: fr:Pluie
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Rain in Kolkata.jpg|orana latsaka any an-dalana. [[Kolkata]] ([[India]])|thumb|220px|right]]
 
Ny '''orana''' dia [[rano]] milatsaka avy amin'ny [[rahona]] any an-danitra, eto an-tany, ny orana dia vokatry ny [[fiando]]n'ny [[evoka]]n'ny rahona rehefa mihamangatsiaka ny andro. Ny orana dia [[loharano]] voalohany ho an'ny ankabeazan'ny tany, satria manome toetra tsara ipetrahan'ny zava-misy sy ny zava-maniry. Saingy tsy tonga eto an-tany eto ny orana rehetra, miverina any an-d[[ranomasina]] ny 80 isan-jaton'ny orana latsaka. Ho an'ny orana tsy milatsaka eny an-dranomasina, misy zava-mitranga tenenina hoe « virga » amin'ny teny anglisy, ny virga dia orana tsy milatsaka amin'ny tany fa orana lasa evoka alohan'ny tongafahatongavany eto an-tany. Any amin'ny tany mafana no tena misy izany fisehoana izany.
 
== Jereo koa ==
{{wikibolana}}
 
* [[Rano]]