Guangxi: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
manomboka
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-20:
}}
 
Ny '''Guangxi''' (广西 / 廣西, Guǎngxī, tsipelina : Kouang-Si) dia faritany mizaka-tenan'ny [[Repoblika Entim-bahoakan'i Sina]]. Ny anarany ofisialy dia Zhuang-n'i Guangxi, fa ampatelon'ny isam-ponina any Guangxi fotsiny ny isan'ny olona manan-drazana [[Zhuang]]. Any atsimon'i Sina no misy azyny faritanin'i Guangxi, ary mizara sisintany amin'i [[Viet Nam]] ilay faritany. Tsy mivoatra tahaka ny faritanin'i [[Guangdong]] ny faritanin'i Guangxi amin'ny lafin'ny fivoarana ara-toe-karena.
 
== Jeografia ==