Tamba-nosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Alno (dinika | fandraisan'anjara)
k +sokajy
+
Andalana faha-1:
Ny '''tamba-nosy''' dia entina iantsoana [[nosy]] maromaro mifanakaiky, sy toa mitambatambatra mihitsy aza.
 
== Karazana tamba-nosy ==
 
Ny tamba-nosy dia hita eny anivon-dranomasina ; ambin'ny ankapobeny, mety nosy kely misy manodidina nosy ngezangeza kokoa ny tamba-nosy. Ohatra, misy nosy 700 izao manodidin'ny Scotland. Avy amin'ny volcan ny ankabiazan'ny tampa-nosy, na hotspot no manao azy, na zone de subduction. Ny tamba-nosy ngeza indrindra fantatsika izao dia ny Indonezia, ny Japana, ny Filipina, ny New Zealand ary ny Onaited Kingdoma.
 
[[Category:Jeografia]]