Carthage: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k robot Ajoute: ang, ar, arc, az, be-x-old, bg, bm, br, bs, ca, cs, cy, da, de, el, en, eo, es, et, eu, fa, fi, fy, gl, he, hi, hr, hu, id, io, is, it, ja, ka, ko, ku, la, lad, lb, lt, lv, ms, mt, nds, nl, nn, no, pl, pt, ro, ru, scn, sh, simple, sk, s
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-6:
 
Ny municipalité-n'ny Carthage dia mikaonty 15 922 tamin'ny [[2004]], ao no misy ny palais présidentiel sy ny Mosquée El Abidine. Any andrefan'i Carthage no misy ny [[seranam-piaramanidinan'i Tunis-Carthage]].
 
== Etimolojia ==
 
Avy amin'ny fiteny fenisianina ''« Kart-Hadasht »'' na '''« Qrthdst »'' ny anarany. Ny dikany amin'ny fiteny fenisianina dia « Tanana Vao ».
 
== Tantara ==
 
Voaforon'ny mpanjanatany fenisianina avy any Tyr ny tanànan'i Carthage tamin'ny [[-814]]. Araka ny mitolojia, i [[Didon]], zandrivavin'i [[Pygmalion]], no namorona azy. Amin'ny haisoratra « zanak'i Didon » ny anaran'ny Kartajinianina amin'ny haisoratra.
 
 
{{vangovango}}