Carthage: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Page créée avec « 200px|right|thumb|ny saritany manoro an'i Carthage '''Carthage''' na '''Carthago''' (''' قرطاج ''') dia tanàna tonizianina any... »
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 26 Oktobra 2009 à 12:06

Carthage na Carthago ( قرطاج ) dia tanàna tonizianina any avaratra andrefan'i Tunis.

ny saritany manoro an'i Carthage

Ny tanàna Punique taloha dia potiky ny romana tamin'ny -146, namboarin'ny Romana izy tamin'ny andron'i Jules Caesar ary lasa renivohitry ny Africa proconsularis izy tamin'ny andron'ny empira Romana. Ankehitriny, ao amin'ny ambanivohitr'i Tunis ny misy an'i Carthage ankehitriny ary misy residence-na ambasadora maromaro eo. Betsaka ny terana arkeolojika any Carthage, romana ny ankabiazany, voasokajy ao patrimoine mondial de l'Unesco izy ireo hatry ny 1979.

Ny municipalité-n'ny Carthage dia mikaonty 15 922 tamin'ny 2004, ao no misy ny palais présidentiel sy ny Mosquée El Abidine. Any andrefan'i Carthage no misy ny seranam-piaramanidinan'i Tunis-Carthage.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.