Sindo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
init
 
manomboka
Andalana faha-1:
Ny [[Indus]] (fantatra amban'ny anarany '''Sindh''' na '''Sindhu''' tamin'ny andro taloha, dia [[renirano]] any [[Pakistana]] nanome ny anarany an'i [[India]]. Ny loharanony dia any amin'ny tendrimbohitry ny [[Himalaya]] ary mizotra makany atsimo andrefana izy. Anisan'ny renirano masina any India ny Indus, miaraka amin'ny [[Gange]]. Ao amin'ny [[Ranomasin'ny Oman]] izy no miraraka.
{{vangovango|India|Renirano}}
 
== Jeografia ==
Ny '''Indus''' dia [[renirano]] any [[Pakistana]].
[[Sary:Indus.A2002274.0610.1km.jpg|250px|right|Thumb|Ny renirano Indus]]
 
Ny loharanon'i [[Indus]] dia any [[Tibet]], ao amin'ny tangorombohitra [[Kailās]] na [[Gangri]]. Manomboka mitondra ny anarany ny Indus eo amin'ny sakeli-drano ny renirano [[Sengge]] sy ny renirano [[Gar]] midina amin'ny [[Himalaya]]. Mandalo any avaratra andrefana ny Indus, ary miampita ny [[Kashmira]] any atsimon'ny tangorombohitry ny [[Karakoram]], ary midina any atsimo izy, miala amin'ny vohitra ny [[Peshawar]] sy [[Rawalpindi]] izy. Eo amin'io fairtra io, misy Barazy mampisy reservoir-ny [[Tarbela]]. Azo andehanan'ny [[sambo]] ilay renirano eo amin'ny vinanindranon'ny [[renirano Kaboul]].
[[fr:Indus]]
 
Manaraka ny tany lemaky ny [[Penjab]] sy ny Sind ny Indus, ary mandeha moramora kokoa izy. Miampita ny tananan'i [[Hyderābād]] izy ary miraraka ao amin'ny ranomasin'i Oman, manao [[vavarano]] mivelatra 7 700 {{km2}} eo am-pirarahana, any atsimo andrefan'i [[Karāchi]] ny misy ilay varavaro. Ankehitriny, anisan'ny faritra ekolojika indrindra eto an-tany.
 
 
[[sokajy:Renirano any Azia]]
[[sokajy:Renirano]]
[[an:Río Indo]]
[[ar:نهر السند]]
[[bat-smg:Inds (opė)]]
[[be:Рака Інд]]
[[be-x-old:Інд]]
[[bg:Инд]]
[[bn:সিন্ধু নদ]]
[[frbr:Indus]]
[[bs:Ind]]
[[ca:Indus]]
[[cs:Indus]]
[[cv:Инд (юханшыв)]]
[[cy:Afon Indus]]
[[da:Indus]]
[[de:Indus]]
[[dv:ސިންދު ކޯރު]]
[[el:Ινδός ποταμός]]
[[en:Indus River]]
[[eo:Induso]]
[[es:Río Indo]]
[[et:Indus]]
[[eu:Indus]]
[[fa:رود سند]]
[[fi:Indus]]
[[gl:Río Indo]]
[[gu:સિંધૂ]]
[[he:אינדוס]]
[[hi:सिन्धु नदी]]
[[hif:Indus River]]
[[hr:Ind]]
[[hu:Indus]]
[[id:Sungai Sindhu]]
[[is:Indusfljót]]
[[it:Indo]]
[[ja:インダス川]]
[[jv:Kali Sindu]]
[[ka:ინდი]]
[[kn:ಸಿಂಧೂ ನದಿ]]
[[ko:인더스 강]]
[[la:Indus]]
[[lt:Indas (upė)]]
[[lv:Inda]]
[[mg:Renirano Indus]]
[[ml:സിന്ധു നദി]]
[[mr:सिंधु नदी]]
[[ms:Sungai Indus]]
[[new:सिन्धु खुसी]]
[[nl:Indus (rivier)]]
[[nn:Indus]]
[[no:Indus]]
[[pl:Indus]]
[[pnb:دریاۓ سندھ]]
[[pt:Rio Indo]]
[[ro:Ind]]
[[ru:Инд]]
[[sa:सिन्‍धु नदी]]
[[sd:سنڌو درياءُ]]
[[sh:Ind]]
[[simple:Indus River]]
[[sk:Indus]]
[[sl:Ind]]
[[sr:Инд]]
[[sv:Indus]]
[[sw:Indus (mto)]]
[[ta:சிந்து நதி]]
[[te:సింధూ నది]]
[[tg:Дарёи Индус]]
[[th:แม่น้ำสินธุ]]
[[tr:İndus Nehri]]
[[uk:Інд]]
[[ur:دریائے سندھ]]
[[vi:Sông Ấn]]
[[war:Salog Indus]]
[[zh:印度河]]