Mahajanga: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Novana ho Faritanin'i Mahajanga ilay takelaka Mahajanga
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
'''Mahajanga''' na '''Majunga''', dia [[tanàna]] any amorontsiraka andrefan'i Madagasikara. Eo amin'ny vavaranon'ny Betsiboka ny misy azy. Izy ny renivohitra ny faritanin'i Mahajanga. 376 km any avaratra andrefan'i Antananarivo ny misy azy.
#REDIRECTION [[Faritanin'i Mahajanga]]
 
== Tantara ==
 
Renivohitry ny foko sakalava ny Boeny ny tanànan'i Mahajanga.
 
Ny mpanjaka Andriamisara Efadahy ny mpanjaka sakalava farany alohan'ny natongavan'i Radama Voalohany mpanjakan'Imerina.