Ambatondrazaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
 
Ao anatin'ny faritan'ny Alaotra ny Ambatondrazaka, ny tanombary dia eo amandindonan'ny ambato.
 
== Jeografia ==
 
Eo amin'ny faritra Alaotra, any amin'ny tany lemaka ambolena vary any avaratra andrefan'i Antananarivo ny misy azy. Misy tanety mamaritra io tany lemaka io. Mampisy ny lavaka ny [[fikaohan-tany]] mandrovitra ny ila iray. Ny vokatr'izany dia ny fidinan'ny haabo ny ranom-parihy ; sady manimba ny tanimbary.
 
== Jereo Koa ==