Fiteny wolof: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
manomboka
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
Ny '''fiteny wolof''' dia [[fiteny]] any [[Senegaly]], any [[Gambia]] ary any Maoritania. Ao amin'ny ratsana atlantika ny [[fiteny Nigero-kongolezy]] izy. Lavitra be amin'ny fiteny peul ny endriny. Manana fifandraisana amin'ny fitenin'ny faritra eo akaiky izy toy ny fiteny serere, ny diola, ny basari sy ny bainuk.
 
Misy miteny io fiteny io koa any [[Gambia]] sy any [[Maoritania]], ary manana fiseho ara-kolo-tsaina ho azy manokana izy. Miankina amin'ny firaisan-kiny io ; mifankazo tsara ny mpitenin'ny faritra, ny mahasamihafa azy fotsiny dia ny roky sy ny teny indramina amin'ny fiteny hafa, ohatra : roky lebu, roky saint-louisien, sns.
 
== Fomba fanoratana ==