Tsoka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:KaulųČiulpai.JPG|200px|right]]
 
Ny '''tsoka''', "tissu" velona any ampivoan'ny taolana be, dia manamboatra ny sela ny [[ra]] :
Ny globule fotsy, ny globule mena sy ny plaquette. Manana karazana sela manokana ny tsoka : Ny CSH na foto-tsela mpanao ra) sy ny sela ny stirôma medullaire (sela mpanao ra). Any amin'ny olom-belona, manamboatra ra daholo ny sela ny tsoka manomboka amin'ny fiterahana hatramin'ny dimy taona. Eo aorian'izany, any amin'ny taolana fohy sy taolana fisaka ihany sisa ny manamboatra ra, indrindra ny sternum, ny t[[aolan-tritry]], ny [[taolan-damosina]] ary ny ila [[taola-maoja]]